Politique

Depiote Randrianantenaina José «Hody i Marc Ravalomanana, hihodina ny orinasa Tiko»


  • Alakamisy 19 Jona 2014

Tamin’ny teny hentitra sy feno fanantenana no nanamafisan’ny solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy tao Antsirabe II, Randrianantenaina José, fa efa voarakitry lalŕna ny fodian’ny filoha Ravalomanana eto Madagasikara ka ny fampiharana azy sisa no andrasan’ny rehetra.

 Nambarany fa manao ny ezaka rehetra ireo olom-boafidy avy amin’ny ankolafy Ravalomanana ao amin’ny Antenimieram-pirenena momba ny fanatanterahana io fodian’i Dada io. Toraka izany ihany koa ny fanokafana ireo orinasa rehetra potika na voatery nikatona noho ny toe-draharaha tamin’ny 2009 ireny ka anisan’izany ny orinasa TIKO. Nanipika mazava Randrianantenaina José fa tsy hoe vita ny fifidianana dia mipetra-potsiny ireo nahazo toerana fa misy ny dinika tsy an-kiato manodidina ny fampodiana ny filoha Marc Ravalomanana sy ny fanodinana indray ny orinasa TIKO izay hiteraka fampandrosoana an’i Madagasikara.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT