Politique

Depiote Hary Andrianarivo Miantso ny firaisankinan’ny rehetra


  • Alarobia 11 Jona 2014


 Manohy ireo asa fampandrosoana maro ao amin’ny faritra Amoron’i Mania ny filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena ao amin’ny faritany Fianarantsoa, voafidy tao Ambositra Hary Andrianarivo. Nahazo fanasana hiatrika ny jaobilin’ny Pastora Filohan’ny FLM Dr Rakoto Endor Modeste tany Fandriana ny tenany ny alahady 31 mey lasa teo. Nambarany tamin’ny tafa fohy tamin’ny mpanao gazety tany an-toerana fa tsy ataony ambanin-javatra ny fampandrosoana ara-tsosialy ao Ambositra sy Amoron’i Mania. Maro ireo asa efa notanterahina toy ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana, fanadiovana ny tanànan’Ambositra sy ny maro hafa izay mbola hotohizana. Niantso firaisankinan’ny rehetra ny tenany mba hifanome tanana.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT