Politique

Beriziky Jean Omer Nisafidy an’i Toamasina


  • Alarobia 11 Aprily 2012


 Nisafidy an’i Toamasina ihany koa ny praiminisitry ny marimaritra iraisana, Jean Omer Beriziky, nanaovana fialantsasatry ny paska. Nivavaka tao amin’ny fiangonana katolika Mb Thérèse Salazamay izy ny alahadin’ny paska sy ny sabotsy nisian’ny fibebahan’ny mpino. Tsy nisy moa ny vaovao nomeny fa nambara ho fitsidihana manokana ho azy no nataony tao Toamasina izay nanomboka ny zoma teo ary nifarana ny alatsinain’ny paska.
Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT