Politique

Antsohihy Mifandra matra ny Ben’ny tanŕna sy ny Mpanolotsaina


  • Alatsinainy 06 Jona 2016

Miady an-trano ny samy mpitondra zanak’i Sofia. Efa vaky ny ady eo amin'ny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly Olivier sy ny Loholona Lylison de Rolland.

 

Vaky indray koa izao ny ady eo amin’ny mpanolotsaina sy ny Ben’ny tanànan’Antsohihy, Mara Donné. Izay zavatra ataon'ny Ben’ny tanàna dia itsivalanan’ny mpanolotsaina ka mikatso ny fampandrosoana. Mikasa hanangana ny tsena manara-penitra ny Kaominina, saingy voatsipaka fa misy olom-boafidy mibizina ny tany kasaina hanorenana io fotodrafitrasa io ka ny Ben’ny tanàna no voasoketa. Na izany aza, misy ny fanamboarana kianja filalaovam-baolina ho an'ny tanora ao Antsohihy amin'izao. Hamboarina hatao tara ihany koa ny arabe ao an-tampon-tanàna, ny fametahana andrin-jiro azo avy amin'ny angovo azo havaozina. “Mila filaminana anefa ny fanaovana izany”, hoy ny Ben’ny tanàna Mara Donné.

Jean D.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT