Politique

Antsirabe renivohitra Nampiesona indray ny filoham-pirenena


  • Alakamisy 07 Jolay 2016

Niandry ny fampanantenana nataon’ny filoha Rajaonarimampianina nandritra ny fitsidihany an’Antsirabe ny vahoaka saingy hatramin’izao dia very anjavony izany.

 

 Lava dia lava ny kabariny raha nitokana ny tranon’ny tahirim-bolam-panjakana Antsirabe ny tenany ny sabotsy 18 jona lasa teo, ary nampanantena fotodrafitrasa maromaro, anisan’izany ny fanamboaran-dalana. Nambarany fa “amin’ny alatsinainy dia hatomboka avy hatrany ny asa”, izany hoe tokony ho ny 20 jona dia nisy ny fanamboaran-dalana saingy hatramin’izao dia tsy mbola nisy asa nihetsika. Teo ihany koa ny fampanatenana nomeny ny kaominina amin’ny hanarenana ireo fitaovan’ny minisiteran’ny asa vaventy eto Vakinankaratra mba ahafahana manao fanarenana madinidinika ny lalana saingy raha ny fantatra dia tsy mbola nihetsika ihany koa izany.

Caius R

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT