Nanatanteraka fivoriana politika ireo lohandohan’ny mpisorona ao amin’ny antoko UNDD notarihin’i Emmanuel Rakotovahiny sy Manoro Régis, ny tontolo andron’ny sabotsy 26 martsa lasa teo.
Nodinihina tao ny raharaha mafampana rehetra eto amin’ny firenena amin’izao fotoana izao. Mikasa ny hampiakatra ny mpikamban’ny antoko avy any amin’ny faritra ato ho ato ry zareo mba hanomezana sehatra ny faritany. « Sarotra ny mangina manoloana ny fiainam-pirenena”, hoy ny mpitarika ny antoko.
Nangonin’i Jean D.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.