Politique

Antoko PSD Hiatrika Kongresy nasionaly eny Tsiadana


  • Alakamisy 07 Jolay 2016

Ho fanetsiketsehana indray ny ambaindain’ny antoko ary koa hahafahana manova ny rafitra rehetra misy ankehitriny dia fantatra fa hiatrika Kongresy nasionaly lehibe ny antoko PSD tarihan-dRtoa Ruffine Tsiranana

minisitry ny fanajariana ny tany tamin’ny faha-tetezamita ny zoma 8 sy sabotsy 9 jolay ho avy izao ka eny Tsiadana misy ny toeram-ponenan’ity filoha nasionaliny ity no toerana nofinidin’ny antoko hanatanterahana izany hetsika izany. Marihana moa fa tamin’ny fotoanandron’ny Repoblika voalohany no namoronan’ny filohan’ny Repoblika Philbert Tsiranana ity antoko lehibe eto amin’ny firenena ity ka zanany vavy ihany ity voatendry mitantana azy ankehitriny ity.

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT