Politique

Antoko Mpanohitra Handresy lahatra ireo namana mbola misalasala, hoy i Pasitera Edouard Tsarahame


  • Sabotsy 28 Jona 2014

Horesena lahatra ireo mbola misalasala, hoy i pasitera Edouard Tsarahame omaly, tamin’ny tatitra nomen-dry zareo komity mpikarakara ilay Fihaonamben’ny mpanohitra natao tetsy amin’ny “Mon Gouter”.......

Andrefan’Ambohijanahary ny 20 sy 21 jona lasa teo. Nahazoam-bokatra iny dinika iny na dia tsy tomombana tsara mila fanarenana aza ny fikarakarana, hoy izy, fa vita sonia ilay « charte » -n’ny antoko mpanohitra (antoko politika 17 sy fikambanana samihafa 43 no indray nanao sonia izany). Izy ireo no manana adidy amin’ny fandresen-dahatra ireo mbola misalasala. Efa nambaranay ombieny ombieny, hoy i Pasitera Edouard,  fa ny fanorenana ny fototra no zava-dehibe fa tsy ny fifidianana filohan’ny mpanohitra. Ireo nirotsaka ho kandidà amin’izany moa efa nampirisihanay hifanaraka na dia hita ho sarotsarotra aza izany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT