Politique

Ankolafy Zafy Sonian’ny Pr Zafy ihany no manan-kery


  • Alarobia 30 Novambra 2011


 Nanao fanambarana an-tsoratra ny Ankolafy zafy omaly fa dia ny Pr Zafy Albert ihany no manana fahefana manao sonia ny lisitry ny olona hiditra mpikambana amin’ny andrimpanjakan’ny tetezamita. Tsy mbola nanendry solontena na “mandataire” hisolo azy izy, noho izany, dia misoloky ary hosoka izay milaza fa manolotra lisitra CT na CST.
Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT