Manoloana ny tranga fanagadrana mpanao gazety dia nahatonga hafatra eo amin’ny Tia Tanindrazana ny...
Ankolafy Ravalomanana milaza fa taorianan’ireny zava-nisy teto amin’ny tany sy fanjakana ireny dia tokony ho nahay naka lesona ny rehetra fa tamin’ny fitondrana ara-dalàna nialoha ny tetezamita dia tsy nisy izany fanagadrana mpanao gazety izany ary tsy tokony hatao mihitsy izany raha tsy misy heloka be vava na heloka ara-piarahamonina ataony sanatria. Ho anay Ankolafy Ravalomanana, hoy ity hafatra ity, dia tokony hahazo fahefana ankahalalahana ny mpanao gazety amin’ny fanatontosany ny asany.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.