Politique

Ankolafy 3 Tsy hamela an’i Madagasikara ho latsaka an-katerena


  • Alarobia 24 Aogositra 2011

Voaporofo tao amin’ny Magro Behoririka indray omaly fa mahara-baovao ny mpitolon’ny ara-dalŕna.

 Tsy avelantsika hilatsaka an-katerena tahakan’i Libia i Madagasikara, hoy i Donné. Torohevitra no omenay anareo, hoy izy somary henjakenjam-pitenenana, avohay ny entana alohan’ny … tanteraka ny trano, io no mahazo ireo mpitondra ao amin’ny FAT mivezivezy mitady lalana io.

Efa feno ny kapoaka, tsy fiangavina ilay fialàna fa torohevitra, sao dia ho tezitra tanteraka ny Vahoaka reraka, hoy Rodolphe. Raha Afrobasket no itantarana ny tranga hatramin’ny taona 2009, hoy i Ralaiseheno Guy Maxime dia “1er quart temps”, niezaka be ny FAT fa nanohitra mafy ny zanak’i Dada ka dia nisy minisitra maro nesorina. “2 ème quart temps” : niaraka ny Ankolafy 3, tao anatiny anefa dia namoa-tsampona ny namana sasany ary nanaraka azy koa ny hafa ka nahakivy ny vahoaka mpitolona sasany. “3 quart temps” : nahazo “régime” tamin’ny “bois de rose” ny FAT ka nanao ny moramora rehetra fa nitsefotra. “4 quart temps” nitarika ny Ankolafy 3 ary vonona handray ny “jokers” Ravalomanana sy Didier Ratsiraka. “Handresy isika satria efa any amin’ny FAT daholo ny tsy tia tanindrazana rehetra”.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Praiminisitra Mamitiana Rajaonarison
  • Alakamisy 07 Mey 2026

« Tsy tia an’i Madagasikara

  • Namaly an’i Roland Ratsiraka
  • Alakamisy 07 Mey 2026

ireo fiarahamonim-pirenena

  • Pr Joseph
  • Alarobia 06 Mey 2026

« Ara-dalàna sy valin'ny nataony

  • Fanenjehana an-dRajoelina
  • Alarobia 06 Mey 2026

Hosantarina amin’ny

  • Mbola mafana ny dosie Raholdina
  • Alarobia 06 Mey 2026

Mifanipaka ny resaky ny PAN

  • Antenimierampirenena
  • Alarobia 06 Mey 2026

Raharaha maro hodinihina anatin’ny 60 andro…

Hijery ny tohiny
FTT