Politique

Andriamahefa Razanadrakoto Hamaly babena ny tanàna sy ireo mponin’Ambohitrimanjaka


  • Talata 29 Oktobra 2019

Miisa fito ireo kandida hifaninana ho Ben’ny tanàna ao anatin’ny kaominina Ambohitrimanjaka. Andriamahefa Razanadrakoto mirotsaka amin’ny anaran’ny MAHEFA na manadratra ny hery ho

 

 

 fampandrosoana no zandriny indrindra amin’izany  satria vao 39 taona monja izy. Raha araka ny tafa nifanaovany tamin’ny mpanao gazety dia olona faran’izay sahirana izy fahiny, nipetraka tamin’ny trano plastika saingy nahazo fahasoavana tao Ambohitrimanjaka ary tafarina tamin’ny fiainana. Vonona ny hamaly babena ity kaominina iray ity  sy ireo mpiarabelona aminy izy noho izany. Dimy taona monja  no hangatahiko hoy, Andriamahefa Razanadrakoto fa ny aorian’izay dia hiverina hikarakara ireo vady aman-janako indray aho. Hojereny ao anatin’izany ny resaka rano fisotro izay tena mampitaraina ny mponina, ny fanamboarana ireo tata-drano eny an-tanimbary,  ny asa fanamboaran-dalana izay tsy maintsy hitadiavany mpamatsy vola…Vonona ny hiara-kiasa amin’ny rehetra moa ity kandida iray ity ho fampandrosoana an’Ambohitrimanjaka.

Pati

 

 

 

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT