Politique

Andohalo Nantsoina tampoka daholo ny lehiben'ny miaramila


  • Alakamisy 01 Desambra 2011

Omaly dia gaga ny vady aman-janaky ny lehiben'ny miaramila raha nahalala fa nantsoina tampoka eny Ivato ny loham-pianakaviana.

 . Tsy fantatra izay tena antony mazava mikasika ity fiantsoana ity fa naharitra ora maromaro ny fivorian'ireo lehiben'ny vondron-kery isan-karazany eo anivon'ny Tafika ireo. Ny azo ambara amin'ity tranga ity dia tsy isan'andro na isam-bolana no mivory tampoka tahaka izao ireo lehibe ireo. Matoa nisy ny fivoriana dia ao raha izay. Ny seraseran'ny Tafika kosa dia nilaza fa tombana no natao nandritra ilay fivoriana. Na inona ho lazaina dia misy zavatra any ho any matoa nisy ity fivoriana omaly ity. Mandry andriran'antsy ny vahoaka Malagasy amin'izao fotoana izao. Tsy fantatra intsony izay zava-hitranga minitra vitsy aorian'izao.
Samy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT