Politique

Ambohipeno-Ambohimanambola Nanao tolotanana ireo ankizy tsy misy mpiahy ny VOT


  • Sabotsy 16 Aprily 2016

Nitondra fanampiana ara-tsakafo sy lamba fitafy ho an’ireo ankizy tsy misy mpiahy sy ireo niharan’ny herisetra ara-nofo, tezaina eo anivon’ny Akanin-dry Masera eny Ambohipeno

 

Ambohimanambola ny ekipan’ny VOT (Vondron’olontsotra) Antananarivo ny alarobia 16 martsa 2016. Nisy koa hazo fihinam-boa novolena teny an-toerana niampy fanomezana kilalao azy ireo izay tolotanana nataon’ny VOT ho an'ireo ankizy tazain-dry Masera izay miisa 30 eo izy ireo ao amin'ity Akany ity. “Tafiditra amin’ny fankalazana ny Paska sy ny andron’ny Vehivavy ity ho mariky ny fitiavana sy fifanampiana ary fanajana ny soatoavina Malagasy ny hetsika”, araka ny fanazavan’i Zoé Rasoanirina mpitarika ny VOT, izay nanao antso ny hanajana ny zon’ny ankizy.

Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT