Politique

aFanilihana an-dRavalomanana sy Rajoelina Tetiky ny kanosa sady mamoafady


  • Sabotsy 20 Febroary 2016

min’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita teo aloha Raharinirina Jacq+ ues Aimé.

                                                                                                                                                                                                                                                                                                                           

 

Paika mamoafady hampihemotra ny demokrasia eto Madagasikara ihany koa anefa satria efa mihen-danja ny fitiavan’ny vahoaka Malagasy ny filoham-pirenena ankehitriny. Tsy milamina, ohatra, ny fandriampahalemana any ambanivohitra izay zava-dehibe ho an’ny vahoaka tantsaha. Miha mahantra kosa ny mponina miaina an-tanàn-dehibe nefa mibanaka ny fanondranana an-tsokosoko ireo harem-pirenena. Sempotry ny zava-dratsy rehetra ny firenena Malagasy amin’izao fotoana izao nefa ny fomba hiverenana eo amin’ny fitondrana sahady no ketrehin’ny mpitondra ankehitriny. Mbola sarotra ho an’ny mpitondra manampahefana ny hamita ny fe-potoana hiasany hatramin’ny 2018 amin’izao zava-misy izao. Tsy ho fantatra izay havoakan’ny ampitso ka tsara kokoa raha soritana mazava ny fitsipi-dalao, hoy ny fehin-tenin’ity olom-boatendry teo aloha ity.

Ramano F.


 

 

                                                                                                                                                   

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT