Politique

Adin’ny Filoha sy PM Mody fanina ny "Ady gasy"


  • Alakamisy 24 Martsa 2016

Raha misy zavatra iray resahina be amin’izao dia ny fifanolanana eo amin’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina sy ny praiminisitra Ravelonarivo Jean.

 

 Hita an-gazety, re amin’ny haino aman-jery tsy miankina, resahin’ny olona eny ambony fiara fitaterana, eny amin’ny birao, any an-tokantrano rehetra any. Ny fandaharana “Ady gasy” ao amin’ny haino aman-jerim-panjakana no hany tsy miresaka azy io. Mba miandry ihany ny mpanaraka ny fandaharana ny hanazavan’ny minisitry ny serasera sy ny fifandraisana amin’ny andrim-panjakana Andrianjato Vonison Razafindambo sy ny talen’ny kabinetrany Nivo Ratiarison ny tena zava-misy marina, saingy mangina aloha hatreto, koa asa na izay no tonga amin’ny fitenenana hoe manaiky matoa tsy miteny.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT