kolontsaina

Zazangaly Refy Namoaka ny “Mohara”


  • Alatsinainy 09 Janoary 2023

Namoaka ny boky mitondra ny lohateny hoe “Mohara” ny poeta Zazangaly refy. Mirefy 20 santimetatra sy 14 santimetatra ny boky, hoy izy.

Ahitana pejy miisa 144. Nanao ny sary eo amin’ny fonony i Ratsiory. Namoaka sy nanonta ny Fontsy Edisona. Ny mpahaitantara sady poeta, Hemerson Randrianetrazafy, kosa no nanao ny teny fanolorana ao anatin’ity boky mirakitra poezia ity, hoy hatrany ny fampitam-baovao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT