kolontsaina

Silo sy ny mozikany Hisantantra ny taona etsy Anosy


  • Zoma 13 Janoary 2023

Hisantatra ny taona etsy Anosy ny alin’ity zoma ity i Silo sy ny mozikany. Fihaonantsika hifampiarahabantsika amin’ny fombantsika io,

hoy ity tompon’ny fiangaliana vatamaroafitsoka sy gitara ity, mantsy ireo mpankafy azy. Etsy amin’ny CFM Anosy, hoy izy, noho izany, no fotoana anatin’ity antsointsika hoe “Soirée @Sanfil Concert Clubbing” ity. Aleo fandrihana ny toerana, noho ny fandaminana, hoy hatrany ity mpahaimozika ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT