kolontsaina

Mandeha ny mandeha Maherin’ny 30 isa ny hira ho atolotr’i Samoela


  • Alarobia 03 Mey 2023

Mandeha ny mandeha eny amin’ny Karibotel, Domaine Manerinerina eny ny 7 may 2023 izao. Samoela izay no tiana hambara ao anatin’izay. «Mandeha ny mandeha»,

izay moa no lohatenin’ny fampisehoana izay ho tanterahany eny an-toerana. Hira maherin’ny 30 isa, hoy ity mpanakanto ity, no hatao amin’io ary Samoela ranofotsiny. Ezahana asiana sombintsombin’ireo rakikira rehetra nandalo hatramin’izay ka hatramin’izao, izany hoe izay nalaza tao anatin’ireny vanim-potoana nandalo rehetra ireny no atao, hoy hatrany i Samoela.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT