kolontsaina

Hetsika «Pretra mihira» Nanomanana ny androm-pirenena ho an’ny ankizy


  • Talata 25 Aprily 2023

Ho fanomanana sahady ny androm-pirenena ho an’ny ankizy sy ho fanohanana ireo ankizin’ny paroasy Mahamasina dia nisy ny hetsika nitondra ny lohateny hoe «Vahatra»,

izay nokarakarain’ireo pretran’ny fikambanan’ny relijiozy sy ny laika teo anivon’ny Ekar Md Joseph Mahamasina ny sabotsy 22 aprily lasa teo. «Pretra mihira» no lohateny nentina tao anatin’izany. Hira miisa 26 no niarahana nikalo tamin’io andron’ny sabotsy io, raha ny fanazavana nentin’ny Mompera Frédéric. Nambarany ihany koa fa natao izao hetsika izao ho fanentanana ny olona ho tia ny tontolo iainana ary hiaro sy hitandro izany. Nandritra ny hetsika ihany koa no nanentanan’ireo Pretra ny hanamarinan’ny olompirenena ny anarany ao anatin’ny lisi-pifidianana, hoy hatrany ny fampitam-baovao voaray.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT