kolontsaina

Njakatiana sy Bodo Hanolotra amboaran-kira ho an’i Neny


  • Alarobia 03 Mey 2023

Ho fanamarihana ny fetin’ny reny ny 4 jona izao dia hanolotra amboaran-kira ho an’i neny ao Antsahamanitra ny mpanakanto Bodo sy Njakatiana.

Fotoana iray tsy hanam-paharoa izy io, raha ny fanentanan’i Njakatiana ary tsy isan’andro no handre izany fampiaraham-peon’ireo ela nihetezana no sady andrarezin’ny mozika malagasy toy ireto zokibe ireto izany. Ho fitantanana ny lafiny fandriampahalemana sy hampirindra ny fandaminana rehetra moa dia nilaza ny mpikarakara fa ho fandrihina mialoha avokoa ny tapakila rehetra ahafahana mijery ity fampisehoana ity na inona na inona karazany. Antony io hisian’ny fanentanana momba izany sahady ao anatin’izao 1 volana mialoha izao, hoy hatrany ny fanazavana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT