kolontsaina

Revy Lolo sy ny tariny Hampiara-peo amin’ny Solanga


  • Alarobia 07 Septambra 2022

Etsy amin’ny Le Havre Café Mamory Ivato indray no fotoana ny alin’ny 23 septambra izao. Revy Lolo sy ny tariny indray io, hoy ny mpikarakara,

 satria dia ho eo I Bebey, Benny, Nini. Hanotrona sy hampiara-peo aminy ao koa anefa ny tarika Solanga izay mbola ahitana an’I Nini hatrany miaraka amin-dry Kiady, Jovin, Poum. Gadona maro loko toy ny Folk sy Soul moa araka izany no hifangaroharo ao saingy hampiavaka azy kosa ny feon-gitara izay hany hibahan-toerana mandritra ity takariva ity. Hivahiny ao koa aza I Kolibera, hoy hatrany ny fampahafantarana sy fanentanana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT