Tontolon’ny finoana

Nanamarika ny faha 53 taona ny FLMN


  • Talata 05 Septambra 2023

Nifarana ny alahady teo ny fanamarihana ny faha 53 taonan’ny fiangonana loteranina malagasy nohavaozina na ny FLMN

tao Ambohimandroso, raha ny fampitam-baovao voaray omaly. 4 andro no nanamarihana izany ary nofaranana tamin’ny fotoam-pivavahana lehibe izay efa fanao isan-taona amin’ilay antsoina hoe fankalazana isan-taonan’ny synodam-paritr’i Vakinankaratra. Hetsika maro no nentina nanamarihana ity faha 53 taona ity, hoy ny fanazavana. Teo ny fanomezana mari-pankasitrahana ho an’ireo afa-panadinam-panjakana sy fifaninanana ara-panatanjahantena. Teo ihany koa ny fitokanana ny foiben’ny fiangonana. Tanjona ny fanitarana ny fiangonana izay manana lavany mirefy 33 sy sakany 16 metatra, hoy hatrany ny fampitam-baovao voaray.
J. Mirija


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT