TE HO AFAKA VA IANAO ?

Hetsika ahitana ny fiombonan’ny Fiangonana rehetra


  • Alakamisy 05 Septambra 2024

Hotanterahina eto amintsika amin’ny datin’ny Zoma 06 Septambra ho avy haharitra 03 andro ilay hetsika

Te ho afaka va ianao ?” hiarahana amin’ireo mpitondra fivavahana miisa 3 avy any ivelany ny Evanjelistra Alejandro Arhas, Dr Stephane Mutua izay evanjelistra ihany koa ary ny Evanjelistra David Herzog Nihaona sy nitafa tamin’ny mpanao gazety izy ireo omaly ka nambarany nandrirra izany fa anisan’ny hampiavaka ity hetsika ity ny fiombonan’ny Fiangonana rehetra misy sy ny firaisan-tsain’ny Mpino tsirairay avy. Koanferansa lehibe no hisantaran’izy ireo izany amin’io rahampitso Zoma 06 Septambra io raha hitohy amin’ny vavaka fanafahana eny amin’ny Coliseum Antsonjombe izany ny Sabotsy 07 sy ny Alahady 08 Septambra samy hanomboka amin’ny 02 ora folakandro. Tanjon’izy ireo ny hanafaka ny olona amin’ny gejan’ny satana maro samihafa arahin’ny fanasitranana ny marary sy ny famahana ny olana maro isan-karazany.
Pati
Legende : Ireo Evangelistra miisa telo hitarika ny fotoana !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

  • FIHAONAMBEN'NY FIANGONANA
  • Talata 25 Aogositra 2026

Tsy mora, amina miliara

Hijery ny tohiny
FTT