Tahina Razafinjoelina

“Mila malagasy tena mino”


  • Talata 30 Janoary 2024

Nanatrika ny faha zato taonan' ny Tily eto Madagasikara tao Mahamasina

ny alahady teo ny tenako, hoy ny filohan’ny antoko politika Tia tanindrazana, Tahina Razafinjoelina. Tena zava-dehibe ny fototra hijoroany, hoy izy. Mino, fanabeazana, sahy, faly. Heveriko fa tena tsara ireo fototra ireo ho an'ny tanorantsika. Mila malagasy tena mino tokoa, hanao ny tsara sy tsy kivy, ka ho sahy handroso am-pifaliana sy hanova ny hoaviny amin'ny alalan'ny fanabeazana, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

  • FIHAONAMBEN'NY FIANGONANA
  • Talata 25 Aogositra 2026

Tsy mora, amina miliara

Hijery ny tohiny
FTT