Sekoly alahady Antananarivo andrefana

Hamarana ny jobily volafotsy


  • Zoma 23 Febroary 2024

Hamarana ny jobily volafotsy, izany hoe fankalazana ny faha 25 taona nijoroany,

ny alahady izao ny sampana sekoly alahady eo anivon’ny sinodam-paritany Antananarivo andrefana ao amin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara na FJKM. Ny maraina manomboka amin’ny 9 ora sasany moa no hanatontosana izany ao amin’ny FJKM Andavamamba Filadelfia, raha ny fampitam-baovaon’ny komitin’ny fankalazana omaly. Ny filohan’ny FJKM, Dr Irako Andriamahazosoa Ammi, no hitondra ny tenin’Andriamanitra, izany hoe hitory teny. Ny teny ao amin’ny Baiboly, ao amin’ny Isaia 58 : 12a manao hoe «Ary izay taranakao no hanangana ny efa rava ela.» kosa, no teny filamatry ny fankalazana, raha tsiahivina hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

  • FIHAONAMBEN'NY FIANGONANA
  • Talata 25 Aogositra 2026

Tsy mora, amina miliara

Hijery ny tohiny
FTT