Finoana

Seho evanjelika Hiaka-tsehatra ny « Ny toa azy »


  • Talata 28 Martsa 2023

mandrakariva ny teny soa mahafaly amin’ny malahelo amin’ny alalan’ny fampiasana ny talenta notovanana

fianarana sy fandalinana norantovina tamin’ireo mpahay sy mpitendry mozika efa matihanina eto an-tanàna. Ny taona 2021 no nijoro ny tarika, hoy hatrany ny fanazavana. Tombony ho an’ireo mandrafitra ny “Ny toa azy” ny fahafehezan’ireo milalao gadona maroloko tahaka ny bagasy, reggae, batrelaky, slow, jazz sy ny maro hafa. Tononkira tsotra sy mora raisina hatrany ihany koa no ezahanay jariana, hoy i Sitraka sy Manitra, izy ireo izay samy mpamorona eo anivon’ny “Ny toa azy” mba hanamora ny fampitana ny hafatra. Ny tolakandron’ny alahady 02 aprily etsy amin’ny “Skate park” Antanimena, izy eni-mianaka eo anivon’ny tarika ny “Ny toa azy” no hanolotra seho voalohany an-kalamanjana ho an’ireo mpankafy. Hamoaka rakim-peo voalohany mitondra ny lohateny hoe “Nanosotra ahy” izay mirakitra sanganasa miisa 10 koa ny tarika. Ho taratra anatin’ny fampisehoana fa manampy betsaka ny ankizy ho amin’ny fampivelarana ny sain’izy ireo ny fandalinana ny taranja mozika sy ny fitendrena zava-maneno, hoy hatrany izy.
J. Mirija
Légende : “Ny toa azy”, Ankohonana resy lahatra ho amin’ny asa fitoriana
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT