Finoana

Pastera Mailhol « Raha nihaino ahy ny fanjakana tsy ohatra an’izao »


  • Zoma 15 Janoary 2021

Mihamahazo vahana ny haintany eto amintsika, zara raha misy ny ranon’orana.

 

 

 

Mirongatra ihany koa ny areti-mandringana izay efa tonga hatrany amin’ny biby fiompy ary tsy mijanona eto Madagasikara ihany fa maneran-tany mihitsy. Tsy nisy avokoa ireo rehetra ireo hoy pastera Mailhol, filoha mpanorina ny fiangonana Apokalipsy raha nihaino ahy ny Fitondram-panjakana. Vokatry ny tsy fanekena ny fotoam-pivavahana natao teny Ambohijatovo hoy izy no mahatonga izany, faminaniana izay efa azoko tamin’ny volana novambra taona 2020 fa tsy tamin’ny faran’ny taona akory. Andriamanitra no nampiteny ahy hoy izy fa tsy izaho no milaza izany ary ireo hitantsika maro ireo ny vokany. Amin’ity taona 2021 ity hoy hatrany izy omaly dia mbola hisy filoham-pirenena hiongana amin’ny toerana ary mbola tafiditra ao anatin’izany isika eto Madagasikara. Mbola hisy olo-malaza sy olom-panjakana hamoy ny ainy ihany koa…..hoy hatrany izy. Mikasika ny mety ho fifonana hataon’ny pastera Mailhol amin’Andriamanitra mikasika iny vavaka tsy navelan’ny fanjakana natao tetsy Ambohijatovo iny moa dia nambarany fa efa vitany ny tandrifiny.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • Mampaneno lakolosy ny FJKM
  • Alakamisy 23 Aprily 2026

Ento amin'ny fahamarinana

  • PASTERA HERITIANA
  • Alakamisy 23 Aprily 2026

« Andriamanitra no manome

  • Alahadin’ny taraka
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

FJKM RASALAMA MANJAKARAY

  • Léon XIV tany Cameroun
  • Alakamisy 16 Aprily 2026

Fitsidihana apetraka ho

  • PASTERA HERITIANA
  • Zoma 03 Aprily 2026

Tsy voatery ho andro Alahady

  • Vondron’ny Fikambanana Masina
  • Alatsinainy 30 Martsa 2026

na VFM « Mitaky ny fombany ny tany, mila

Hijery ny tohiny
FTT