PASTERA HERITIANA

« Ny ankizivavy no tena tian’ny ambalavelona noho izy ireo be fihetsem-po »


  • Talata 05 Novambra 2024

Aretina mora sitranina indrindra ny aretina Ambalavelona raha araka ny fanazavan’ny Pastera Heritiana Randriarimalala,

tompon’andraikitra voalohany eo anivon’ny trano fivavahana Vahao ny oloko. Fanahy miparitaka manakorontana fiaraha-monina izy io hoy izy ka ny ankizivavy no tena tiany. Antony dia ny ankizivavy no be fihetsem-po sy mora matahotra indrindra raha oharina amin’ny ankizilahy ka mora hidirany hoy hatrany ny fanazavany. Izay feno tahotra na mitebiteby ny fony araka izany dia hataony mahita faisana avokoa. Nomarihin’ny Pastera Heritiana moa fa maro ireo karazana asan-devoly mahazo ireo olona tonga manatona azy ao amin’ny trano fivavahana Vahao ny oloko saingy ny ambalavelona no kely sy tsy misy dikany indrindra. Misy moa ny fanalahidy hahafahana miatrika ity aretina mahazo ny tanora mpianatra eto amintsika ity, raha araka ny fanazavana nentiny hatrany.
Pati
Legende : Pastera Heritiana Randriarimalala, Filoha mpanorina ny trano fivavahana Vahao ny Oloko !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

  • FIHAONAMBEN'NY FIANGONANA
  • Talata 25 Aogositra 2026

Tsy mora, amina miliara

Hijery ny tohiny
FTT