Finoana

Papa Fransoà sy Benoit XVI Vita vaksiny Covid-19 omaly


  • Zoma 15 Janoary 2021

Nanatanteraka ny adidiny amin` ny maha olobe ara-panahy azy eo anivon` ny

 

 

 

 

fiarahamonina sy izao tontolo izao ny Papa Ray Masina isany Fransoà sy ny Benoit XVI. Raha tsiahivina dia isan’ireo hanatanterahana ny vaksiny hiadiana amin’ny covid-19 ny Vatican, nanomboka ny 13 janoary teo. Raha tsiahivina dia efa nanambara ny Papa Fransoà, nandritra ny valan-dresaka niarahany tamin` ny mpanao gazety ny alahady lasa teo fa isan` ireo hatao vaksiny ny tenany. Marihina fa isan’ny nanosika ny ray masina hanao vaksiny ny fitsinjovany ny olona manodidina azy sy ny ainy ihany koa. Manentana ny rehetra hanao izany ihany koa izy. Hatreto aloha dia tsy nisy fiantraikany amin’ny fahasalaman’izy ireo ilay vaksiny.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT