Finoana

Mpino Bohra Miisa 6 000 eto Madagasikara


  • Talata 24 Jona 2014

Handao an’i Madagasikara ny Papa Sydnea Mufaddal Saifuddin, ray masin’ny mpino Dawoodi Bohra rehefa nivahiny nandritra ny hadimiana teto, nitsidika sy nampahery ny fianakaviamben’ny Bohra eto Madagasikara.

 Marihina fa 6.000 ny isan’izy ireo ankehitriny. Nialoha ny handaozany an’i Madagasikara dia nihaona tamin’ny filohan’ny Repoblika teny Iavoloha ireo lohandohan’ny mpisorona eto Madagasikara omaly. Ny lalàmpanorenana malagasy, marihina ihany, dia manome fahafahana sy fahalalahana ho an’ny olom-pirenena hiditra amin’ny antokom-pivavahana tiany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

  • FIHAONAMBEN'NY FIANGONANA
  • Talata 25 Aogositra 2026

Tsy mora, amina miliara

Hijery ny tohiny
FTT