Finoana

Morondava May ny fonenan’ny Filoha lefitry ny FLM


  • Alarobia 04 Aogositra 2021

May omaly 03 aogositra tokony ho tamin'ny 7 ora hariva ny trano fonenan'ny filoha lefitra nationalin'ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM)

, ny Pastora Velomahatombo, izay sady filohan'ny synodam-paritany ao Menabe, araka ny fampitam-baovao ofisialy omaly. Tsy fantatra mazava kosa hatramin’io omaly hariva io ny niandohan'ny afo. Noho ity voina ity, hidina ifotony ho any Morondava hanadihady momba ity tranga ity ny eo anivon'ny foibe FLM. Isan'ireo fotodrafitrasa tranainy indrindra ao Morondava, nitoeran'ny misiona Norvezianina tany amin'ny taona 1900 ity trano ity, raha ny fanazavana fohifohy momba ny toerana.

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT