Finoana

Morondava Ambohipihaonan’ny Katolika sy ny FLM


  • Sabotsy 08 Aogositra 2015

Mampiantrano ny synaoda katolika ny tanŕnan’i Morondava, ary koa mankalaza ny faha-60 taona nijoroan’ny diosezy katolika Morondava, izay hofaranana amin’ny fotoam-bavaka lehibe ny alahady izao.

 

 Manatanteraka zaikabe faha-6 koa ny Fifohazana miankina amin’ny Fiangonana loterana, izay hifarana ny alahady izao koa. Feno ny ankamaroan’ireo trano fandraisam-bahiny ao Morondava, misy aza mpizaika manangana tranolay hatoriana.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT