Finoana

Mgr Gabriel Randrianantenaina “Tsy idiran’ny politika ny JMJ”


  • Talata 23 Aogositra 2022

Fanomezana ny resaka loko, hoy ny fanazavan’ireo mpikarakara ny hetsika JMJ izay eo anivon’ny Eglizy Katolika Romanina na EKAR tetsy Antanimena omaly.

Anjaran’ny mpanome no manome, hoy izy ireo. Anjaran’ny mpandray no mandray. Lanonana masina sy ara-pinoana no any fa tsy idiran’ny politika kosa, hoy ny Mgr Gabriel Randrianantenaina. Tsy nanome valinteny mazava mikasika ireo voalaza ho niala an-daharana tamin’ny hetsika moa ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT