Kianja monisipalin’i Toamasina

> Nomena hampiasain’ny Jesosy Mamonjy, tsy avela hidiran’ny FJKM


  • Alarobia 07 Aogositra 2013


Efa iray volana teo izay no nanao fangatahana ny hahazoana ny “Stade Municipal” ny fiangonana FJKM (Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara) Toamasina, amin’ny hetsika ho karakarainy ny 18 aogositra izao ho fanamarihana ny tsingerintaona faha-40 nijoroany ara-dalana teto Madagasikara, dia tsy nahazo izany fa nolazaina fa manimba ny kianja ny fanaovana hetsika ao anatiny. Voatery nanova ny toerana izy ireo ka nisafidy ny toerana malalaky ny Lycée David Jones Anjoma. Nahagaga ny maro sy ny mpino ihany izany satria talohan’izao fangatahan’ny FJKM izao dia nanao hetsika tao amin’ny “Stade Municipal” ny fiangonana Jesosy Mamonjy ; nanao ny fety be nandritra ny herinandro maninjitra.

Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

  • FIHAONAMBEN'NY FIANGONANA
  • Talata 25 Aogositra 2026

Tsy mora, amina miliara

Hijery ny tohiny
FTT