Finoana

JMJ 2016 Any Pologne indray


  • Talata 30 Jolay 2013


Tanora 3 tapitrisa mahery, brezilianina sy latino ny ankamaroany no nanatrika ny lamesa famaranana ny JMJ 2013 tany Copacabana ny alahady lasa teo. Fotoana nanararaotan’ny Papa François nanambarana fa any Cracovie, Pologne indray no hanaovana ny fihaonamben’ny tanora maneran-tany amin’ny 2016. Safidy mifototra indrindra amin’ny fahatsiarovana ny Papa Jean paul II izay namorona ny JMJ. Hasandratra ho Olomasina mialoha ny faran’ity taona ity ny Papa Joany Paoly II. Izy moa dia Aresevekan’i Cracovie nialoha ny naha Papa azy tamin’ny 1978. Izy koa no Papa poloney voalohany teo amin’ny tantara.

ANA

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

  • FIHAONAMBEN'NY FIANGONANA
  • Talata 25 Aogositra 2026

Tsy mora, amina miliara

Hijery ny tohiny
FTT