FPVM ANKADIKELY

Notokanana ny tilikambo sy ny fanitarana ny fiangonana


  • Alatsinainy 18 Martsa 2024

Vita afak’omaly sabotsy 16 martsa ny fitokanana sy fanolorana ny tilikambo

sy ny fanitarana ny fiangonana FPVM ao Ankadikely Ilafy. Fotoam-pivavahana lehibe nentina nisaorana sy nanomezam-boninahitra an’Andriamanitra no nanamarihana izany, natrehin’ireo mpino marobe. Tonga niombom-bavaka sy nanome voninahitra an'Andriamanitra nandritra izany ny Ben'ny Tanàna Rija Rajaonah mivady sy ireo solontena avy amin'ny mpanolontsain'ny tanàna ary ny avy amin'ny fokontany Ankadikely. Toraka izany koa ny avy amin'ny CSB II Ankadikely sy ireo mpino kristianina."Ifanasoa, ifanampy sy ifanohana Isika ho an'ny tombotsoa iombonana", io no loha-hevitra nentina nanamarihana izany.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

  • FIHAONAMBEN'NY FIANGONANA
  • Talata 25 Aogositra 2026

Tsy mora, amina miliara

Hijery ny tohiny
FTT