Finoana

FJKM Tranovato Ambatonakanga Ny 10 janoary izao ny fetin’ny Epifania


  • Alakamisy 07 Janoary 2021

"Epifania, tsiaro'ny 25 taona". izany indray no entin'ny antokom-pihiran'ny sampana

 

fifohazana atao hafatra ankalazana ny fetin'ny epifania , izay ho tanterahina ny alahady 10 janoary ho avy izao ao amin'ny fjkm Tranovato Ambatonakanga amin'ny 3 ora tolakandro.Raha mahazatra ny any amin'ny firenena tandrefana no mankalaza ny noely 25 desambra, ny alahady faharoa manaraka an'io kosa no ankalazan'ny tatsinanana ny fahatongavan'ny Mesia namangy ny tany. Mbola manan-danja eo amin'ny fiangonana rahateo izany ka nosafidiana ny hafatra homarihina amin’ny alalan'ny antsan-kira. "Epifania tsiaro" no nosafidiana satria mandritry ny fotoana no hamerenan'ny afatra ireo hira izay nanamarika ireo seho efa nataony tany aloha. efa vonona ny hafatra sy ny mpitendriny koa manasa anstika hifaly sy hidera ny tompo ary hiorina.

 RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT