Finoana

FJKM- Sampana tanora Kristianina Raikitra ny fihaonambe ao Toamasina


  • Alarobia 24 Aogositra 2022

Raikitra manomboka amin’ity anio ity ny fihaonambe ao Toamasina eo amin’ny sampana tanora Kristianina eo anivon’ny fiangonan’I Jesoa Kristy eto Madagasikara.

Mandritry ny 5 andro ity fihaonambe nasionaly izay hanomboka anio 24 hatramin’ny 28 aogositra izao ity. “Indro havaoziko ny zavatra rehetra.” Izay tenin’ny soratra masina ao amin’ny baiboly voalazan’ny Apokalipsy 21:5 izay moa no teny filamatra mandritra ity fihaonambe ity. Fifampizarana, fifanabeazana, fifanakalozana samihafa nefa tsy manalavitra ny maha Kristianina kosa, ireo raha fehezina no ho votoatin’ity fihaonambe manomboka anio ity, raha ny fanazavana voaray hatreto aloha.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT