Finoana

FJKM Anosipatrana Ivon’ny fankalazana ny faha-150 taona Mankalaza ny faha-150 taona niorenany ny


  • Alatsinainy 09 Jolay 2018

FJKM Anosipatrana ankehitriny. Tamin’ny sabotsy 8 jolay teo no nanomboka ny fankalazana nanasana ireo sinoda sy ny zanaka ampielezana ary nanomezana sakafo azy ireo.

Omaly alahady indray, izay nivavaka tonga rehetra dia nizarana mofomamy rehefa vita ny fivavahana maraina. Ny folakandro tamin’ny 4ora dia niakatra an-tsehatra ny tarika Nanahary izay sady mpivavaka ao ihany. Ny nampalahelo dia tapaka nanomboka tamin’io ny jiro ka gropy no nampiasaina. Ny nisongadina tamin’ity dia ny fahavitan’ny zanaka fiangonana any Belanosina Betafo Antsirabe. Natao tamin’ny alalan’ny “rodorodo” ataon’ny fiangonana izany hoe vola arotsaka manokana izay foy ankoatra ny rakitra isan-kerinandro ny hetsika. Hotokanana amin’ity taona ity ny fotodrafitrasa.

Rabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT