Finoana Katolika

> Namokatra ny “Vocation”


  • Alatsinainy 26 Aogositra 2013


Mompera miisa 11 miampy diakra 15 no nohamasinina tato anatin’ny herinandro tato anatin’ny Diosezin’Antananarivo ho an’ny finoana katolika. Tany Ambiatibe no nanamasinana ny mompera miisa 4 sy diakra 6 tamin’ny heriny ary nitohy teny amin’ny seminera zandriny Ambohipo izany omaly alahady. Namokatra ny fiantsoan’Andriamanitra tamin’ity taona ity, araka ny fanamarihan’ny Mgr Razanakolona Odon Marie Arsène, Arseveka, izay nitsodrano azy ireo.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

  • FIHAONAMBEN'NY FIANGONANA
  • Talata 25 Aogositra 2026

Tsy mora, amina miliara

Hijery ny tohiny
FTT