Finoana

Fihaonambe nasionalin’ny FFKM Ho tontosaina eny Mandrimena


  • Talata 22 Aogositra 2023

Ho tontosaina ny 29 aogositra hatramin’ny 1 septambra izao eny amin’ny ISTS Mandrimena Andoharanofotsy, lalana mihazo an’Iavoloha,

ny fihaonambe nasionaly tarihin’ny Fiombonan’ny fiangonana Kristianina eto Madagasikara na FFKM, raha ny fampahatsiahivana voaray omaly. Miisa 8 no solontena, hoy ny fanazavana, ka 4 avy amin’ny biraom-paritanin’ny FFKM raha toa ka feno ny fiangonana miisa 4 ao amin’ny faritany. Aoka hitovy isa ny solontena isam-piangonana! Raha toa ka 3 ihany ny fiangonana misy ao amin’ny faritany dia 3 ny lehiben’ny fahefam-piangonana ary 3 ny avy ao amin’ny biraom-paritany. Ny sakafo eto an-toerana sy ny saran-dalana mandroso sy miverina ihany no honerana ary aoka samy hiomana amin’izay hivantanany, hoy hatrany ny fanazavana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT