FIATREHANA NY FETIN’NY NOELY…

Hisy ireo tranom-barotra hisokatra amin’ny andro Alahady


  • Alakamisy 12 Desambra 2024

Tapa-bolana eo ho eo sisa dia hianoka tanteraka ao anatin’ny fankalazana ny Fetin’ny Krismasy sy ny faran’ny taona isika.

Tsy vitsy ireo manam-pikasana ny hanolo ireo kojakojan-tokantranony noho izany amin’ireo karazany mba tsara nefa zakan’ny fahefa-mividy ihany koa. Anisan' ny ahitana izany tolotra izany ny Tranombarotra « Baolai » etsy Soarano sy Analakely ary ao Bazar be Toamasina, izay marihina fa mbola hisokatra manokana koa ny andron’ny Alahady 15 sy ny 22 ary ny 29 Desambra ho avy izao. « Ho an ny marika hisense dia misy fahita lavitra fisaka vaovao be Oled sy 100". Ary manao fihenambidy miavaka izy ireo amin ireo réfrigérateur sy televizionina fisaka sasany ( 17 hatramin ny 98 pouces - misy antoka 1 taona). Ho an’ ny jeyoo, dia efa ny Télé Led 12 volts mandeha batterie, misy 19, 22 ary 24 pouces ( tsy mila herinaratra ) sy ny réfrigérateur double porte…..
Pati
Legende : Manana entana amin’ny kalitao maro ny tranom-barotra Baolai !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

  • FIHAONAMBEN'NY FIANGONANA
  • Talata 25 Aogositra 2026

Tsy mora, amina miliara

Hijery ny tohiny
FTT