Finoana

Fiangonana Anglikanina Ambanidia Hiatrika ny fetin’ny taranaka ny 3 novambra izao


  • Alakamisy 31 Oktobra 2019

Toy ny fanaony isan-taona dia hanamarika ny fetin’ny taranaka indray ny fiangonana anglikanina (EEM) Ambanidia ny alahady 03 novambra 2019 izao.

 

 

 

 

 Andro lehibe hifankahalalana sy hanamafisana ny fandraisan’ny taranaka anjara amin’ny fiainam-piangonana io andro io, ka anentanany ireo zanak’ity fiangonana ity ho tonga maro amin’izany. Ezaka fanatsarana ny fiangonana sy fitokanana ny tafom-piangonana no fandaharam-potoana amin’io alahady ho avy io, araka ny nambaran’ny tompon’andraikitra. Manamarika io fetin’ny taranaka io toy izany koa ireo mpino anglikanina ao amin’ny Katedraly santa Laurent Ambohimanoro, amin’io alahady 03 novambra io ka iantsoany ny isan-taranaka ho tonga amin’ny fotoam-pivavahana iarahan’ny kristianina rehetra zanaky ny fiangonana.

Nangonin’i RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT