Fankalazana ny faha-45 taonan’ny FJKM

> Niompana amin’ny andraikitry ny mpino ho an’ny fireneny


  • Sabotsy 17 Aogositra 2013


Nosokafana omaly zoma tamin’ny alalan’ny fotoam-bavaka lehibe tao amin’ny fiangonana Fjkm Tranovato Fitiavana Anjoma Toamasina, ny fankalazana ny faha-45 taona nijoroan’ny “Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara”. Niompana betsaka tamin’ny fandraisan’andraikitry ny fiangonana amin’ny maha-olompirenena azy ny toriteny rehetra sy ny nifotoran’ny fankalazana. Ankilan’izany dia nisy ny fampiratiana nentina namerenana ny tantara niandohan’ny fiangonana FJKM. Niatrika ny lanonana Rtoa Lalao Ravalomanana, vadin’ny filoha lefitry ny FJKM, teo koa ny praiminisitra lefitra Botozaza Pierrot.

Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

  • FIHAONAMBEN'NY FIANGONANA
  • Talata 25 Aogositra 2026

Tsy mora, amina miliara

Hijery ny tohiny
FTT