Ezaka hitandroana ny fahamarinana

Manohana ny ezaka rehetra ny FFKM


  • Alarobia 11 Oktobra 2023

Mandalo kihon-dalana sarotra sy manahirana ny fiainan'ny firenena sy ny vahoaka malagasy,

hoy ny Fiombonan’ny fiangonana Kristianina eto Madagasikara na FFKM. Efa nanao ny ezaka rehetra hitadiavam-bahaolana eto amin'ny firenena ny FFKM hisian'ny fitoniana mialohan'ny hidirana amin'ny fampielezankevitra sy ny latsa-bato, hoy izy ireo. Isaoranay ianareo rehetra naneho finiavana nandray anjara tamin'ny fanelanelanana sy nitrotro am-bavaka izany. Manoloana ireo fanambarana samihafa izay atao eto amin'ny firenena ankehitriny, ny FFKM dia manohana ny ezaka rehetra atao hitandroana ny fahamarinana sy ny fiadanana hisian'ny fandriam-pahalemana sy ny fitoniana, hoy hatrany ny nambaran’ireto raiamandrenim-piangonana ireto.
J. Mirija

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT