Finoana

Eliace Ralaiarimanana «Asehon’Andriamanitra amintsika izao ny vary sy tsiparifary»


  • Zoma 16 Jona 2023

Fitiavana tsy misy ohatran'izao asehon'Andriamanitra antsika vahoaka malagasy izao ka anjarantsika vahoaka no miheritreritra, hoy ny mpanao politika Kristianina, Eliace Ralaiarimanana.

Efa izao asehony amintsika miharihary izao ny vary sy ny tsiparifary, hoy izy, ka anjarantsika rehetra no mandinika. Tsy hetraketraka, tsy tanjaka ary tsy fanambakana no vahaolana. Andeha hieverana hampandrosoana ny firenena sy ny vahoaka fa ny fahamarinana no manandratra ny firenena ka izay no mahatonga ny tenako Eliace Ralaiarimanana mitory ny tsy rariny ataon'ireo tsy maty manota eto Madagasikara, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT