Finoana

Apostoly Marc Tatandraza “Hamerina ny olona amin’Andriamanitra”


  • Alatsinainy 23 Jona 2014

Nanatanteraka fitoriana Filazantsara lehibe tao amin’ny Banja Toalaza Mahajanga ny Apostoly Marc Tatandraza ny zoma teo.

Maro ireo olona tonga nihaino sy ireo liana te hahalala azy misimisy kokoa. Ny fifohazam-panahy no fototry ny iraka ijoroan’i Marc Tatandraza ary nitetezany an’i Madagasikara. Notsidriany fa tsy mitaona olona hivavaka ao aminy izy fa ny hamerenana ny olona amin’Andriamanitra no ataony. Nilaza koa izy fa tsy tokony hataon’ireo mpitondra fivavahana ny maka na manorin-karena amin’ny resaka fivavahana fa ny fitondrana ny vahoaka amin’ilay Avo Indrindra no tanjona lehibe. Ny taona 2012 no nanomboka nitory ny filazantsara i Marc Tatandraza, izay nilaza fa izy no iraka farany avy amin’ny Andriamanaitra hitory ny fiavian’ny Tompo amin’ny andro farany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

  • FIHAONAMBEN'NY FIANGONANA
  • Talata 25 Aogositra 2026

Tsy mora, amina miliara

Hijery ny tohiny
FTT