ANTSIRABE

Ambohipihaonan'ny Tanora FJKM


  • Alarobia 21 Aogositra 2024

Tanterahana any Antsirabe ny 21 hatramin'ny 25 aogositra 2024 ny Fihaonamben'ny Sampana Tanora Kristiana

STK) eo anivon'ny Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara na FJKM. Mpino tanora an'aliny no andrasana ho avy amin'izany. Nanomboka ny alatsinainy 19 Aogositra teo ny Fifaninanana ara-panatanjahantena, ny football basketball, ny volleyball ary ny tsipy kanetibe. Nahatonga solontena avokoa ny Synodamparitany 38. Lohahevitra banjinina mandritra ity Fihaonambe ity ny hoe “STK miorina tsara, mihazakazaka ho an'ny Filazantsara”. Ankoatra ny fifaninana ara-panatanjahantena dia hisy ihany koa ny fifaninanana Soratra Masina sy hira izay hanomboka ny alarobia 21 aogositra izao. Izany moa no natao dia ho mariky ny fampiombonana ireo tanora Kristiana manerana ny nosy.
RTT
Sary fanehoana
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

  • FIHAONAMBEN'NY FIANGONANA
  • Talata 25 Aogositra 2026

Tsy mora, amina miliara

Hijery ny tohiny
FTT