Finoana

Antoko mpihira RFF sy Havana Resort Hanome sasakalin’ny noely hafa kely


  • Alakamisy 16 Desambra 2021

Amin’ny herinandro isika dia efa hiatrika ny fetin’ny krismasy ary andro vitsy aorian’izay dia hiatrika ny famaranana ity taona 2021 ity,

hoy ny tomponandraikitra avy eo anivon’ny Havana Resort etsy Ambohidahy, Tahiana Razanamahefa. Ao anatin’ny fanomanana izany tanteraka izahay, hoy izy. Mandritra ny antsoina hoe “dîner de noël” na fiaraha-misakafo iandrasana ny noely atao eny an-toerana ny 24 desambra, noho izany, dia hisy ny antsan-kira krismasy iarahana amin’ny antoko mpihira RFF avy ao Amparibe famonjena manomboka amin’ny 7 ora hariva mandram-pisasak’alina. Tanjona, hoy hatrany ny fanazavany, ny hanome sasakalin’ny noely hafa kely sy hianoka tanteraka izany hiran’ny krismasy manontolo izany ao anaty fiaraha-mihinana sakafo miavaka.
J. Mirija
Legende: Tahiana Razanamahefa
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT